Any Ivelany

Tranga vaovaon'ny Covid 19 Olona 108 tapitrisa naverina nahiboka any Chine


  • Alarobia 20 Mey 2020

Raha ny fitrangany manerana izao tontolo izao dia ity aretina Covid 19 ity no hita ho sarotra resana indrindra tamin’ireo aretina rehetra nihanaka teto ambonin’ny tany.

 

 

 

Tsy mba bakteria na mikraoba rahateo izy io fa viriosy, izany hoe haingana be ny fifindrany, raha ny fanazavan’ireo mpitsabo. Ry zareo sinoa izay noheverina fa hahafehy izany voalohany moa dia niverina ho tena anaty ady indray ankehitriny. Fantatra fa maherin’ny 108 tapitrisa ny isan’ireo mponina any an-toerana izay naverina nihiboka vokatry ny fahitana tranga vaovao indray ao Chine ao. Misy noho izany ireo mihevitra fa ny tena vahaolana dia ny fizarana miara-miaina amin’ity viriosy ity.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT