Any Ivelany

Tolotra « Tongava Speed » ao amin’ny Onemodo Mividy Gazety Vidy Varotra dia mahazo fihenam-bidy


  • Alarobia 16 Jona 2021

Miezaka manome hatrany ireo tolotra manintona ny mpanjifa sy ny mpiantsena amin’ny alalan’ny tolotra an-gazety ny Gazety Vidy Varotra,



 izay mivoaka isaky ny alarobia sy ny zoma. Ohatra amin’ireny ny fiara sy tany mora vidy, ny « promotion », ny « Avis de l'expert », ny « nouvelle technologie » maro samihafa. Tolotra miavaka sy vaovao be omen’ny Vidy Varotra kosa ny "TONGAVA SPEED", iarahana amin’ny orinasa Onemodo ho an'ireo izay hanjifa sy ireo efa mpanjifa ny gazety vidy varotra hatramin'izay . Anio alarobia 16jona manomboka amin'ny 9ora maraina hatramin’ny 06 ora hariva àry, ao amin’ny Onemodo Colisée Ampasanimalo Box 14 sy 32, dia afaka misitraka ny «Remise » am alalan'ny fitondrana « coupon sur le lieu » ny mpanjifa. Entana efa voafantina tsara no atolotra ny olona, indrindra amin'izao akaiky fetin'ny Ray izao. Dingana arahina amin’izany ny fividianana Gazety Vidy Varotra izay mivoaka androany alarobia 15 jona, manapaka ilay « coupon » efa mipetraka ao, ary iny no hoentina eny amin’ny Colisée ahafahana misitraka ilay « remise » eny an-toerana, « coupon » iray ho an'ny olona iray, araka ny fanazavan’ny tompon’andraikitra eo anivon’ny Vidy Varotra sy ny Onemodo.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT