Any Ivelany

TOETR’ANDRO TOMPONDAKAN’NY HAFANANA NY 2020


  • Alakamisy 03 Desambra 2020

Dimy taona taorian’ny fifanarahan’i Paris (COP 21) momba ny fiovaovan’ny toetr’andro tamin’ny 2015,

 dia voasokajy ho isan’ny taona nafana indrindra ny 2020, ary tsy mbola nisy hatramin’izay izany, hoy ny rafitra maneran-tany momba ny famantarana ny toetr’andro omaly. Ity taona ity no nafana indrindra teo anelanelan’ny 2010-2020, ary nihoarana ny fetran’ny fiakarana 1,5°C voafaritry ny COP21, hoy ny ONU. Mampitahotra ny fiovaovan’ny toetr’andro ary mampivarahontana ny zava-misy na tsy mbola tapitra aza ny 2020. Tsy nampiova zavatra firy ny fihalefahan’ny fahapotehan’ny tontolo iainana noho ny fisian’ny covid-19. Mitsonika ny ranomandry, tafiakatra 40°C ny hafanana any Arctique, mirehitra ny ala sy ny tanàna any Australie, Californie, Sibérie,… Tsapa sy misongadina ihany koa ny voka-dratsy noho ny fahapotehan’ny tontolo iainana eto amintsika.

Toky  

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT