Any Ivelany

TOEKARENA SINOA NIAKATRA 2,3% TAMIN’NY 2020


  • Talata 19 Janoary 2021

Namoaka tatitra ny sinoa fa niakatra 2,3% ny harin-kareny tao anatin’ny taona

 

2020 na teo aza ny valanaretina covid-19. Isan’ny nampitomboina betsaka ny famarotana ireo entana mifandraika tamin’ny valanaretina. Nitotongana 7% anefa ny harin-kareny tao anatin’ny 3 volana voalohan’ny taona, saingy hain’ity firenena matanjaka ara-toekarena faharoa maneran-tany ity ho lasa herijika ny fahalemena nisy. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT