Any Ivelany

Toby Maki Andohatapenaka Drakaka tsy ara-dalàna 421 kg no sarona


  • Talata 14 Septambra 2021

Saron’ny foibe mpanara-maso ny Jono omaly 13 septambra 2021 teny amin’ny Tobim-piantsonan’ny fiara Maki

Andohatapenaka ny drakaka milanja 421kg izay tsy manaraka ny fenitra, araka ny fampahafantarana nataon’ny Minisiteran’ny jono sy ny toekarena manga. Nomarihin’io departemantam-panjakana io, fa araka ny lalàna dia drakaka mirefy mihoatra ny 11sm no azo trandrahina, ka hentitra ny Ministeran’ny Jono sy ny toe-karena manga amin’ny tsy fanarahan-dalàna rehetra mikasika ny seham-pihariana jono.

Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT