Any Ivelany

THOMAS TUCHEL OFISIALY NY MAHA MPANAZATRA AN’I CHELSEA AZY


  • Alarobia 27 Janoary 2021

Voatendry tamin'ny fomba ofisialy omaly ho Mpanazatra ny Klioba Anglisy FC

 

 

Chelsea ilay Alema Thomas Tuchel, izay nesorin'ny Paris-Saint Germain (PSG) ny 24 desambra 2020. Izy no solon’i Franck Lampard, ka 18 volana ny fifanarahana, ary anio dia hitantana avy hatrany ny Chelsea amin'ny lalao faha-20 ao anatin'ny fifaninanan'ny Première Ligue hifandrinana amin'i Wolverhampton.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT