Any Ivelany

TETEZAMITA ANY MALI NY KOLONELY MALICK DIAW NO FILOHA


  • Alatsinainy 07 Desambra 2020

Voafidy ho Filohan’ny filankevi-pirenen’ny tetezamita (CNT) any Mali ny

 

Kolonely Malick Diaw, izay efa nitantana ny Fanjakana taorian’ny fanonganam-panjakana ara-miaramila notarihin’izy ireo, ka nampiongotra an’I Ibrahim Bubacar Keita teo amin’ny fahefana nanomboka ny 18 aogositra lasa teo. Laharana faharoa ny tenany tamin’ny fitarihana ny fanonganam-panjakana, ary vato 111 tamin’ny 118 no azony nandritra ny fififidianana izay izy irery no kandida. 121 ireo seza hifampizarana amin’ny tetezamita any Mali io, izay hifampitsinjaran’ny mpanao politika, firaisamonim-pirenena, sendika, ary miaramila.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT