Any Ivelany

TAONA 2020 MPANAO GAZETY 50 MATY NANERAN-TANY


  • Alakamisy 31 Desambra 2020

Maneran-tany, nahatratra 50 ny mpanao gazety namoy ny ainy tamin’ity taona 2020 ity,

 

 

 raha 53 tamin’ny taon-dasa araka ny tatitra navoakan’ny Reporters sans Frontières (RSF). Ny ankamaroan’ireo tamina firenena azo ambara ho milamina. Voasokajy ho taona nisian’ny fanitsakitsahana ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety ity taona ity satria nahatratra 400 ny mpanao gazety naiditra am-ponja. Mahatratra 937 ny mpanao gazety maty noho ny asany nanomboka ny 2011. Ho antsika eto Madagasikara, dia isan’ny nangotraka ny fanenjehana sy fanagadrana mpanao gazety tamin’ity taona ity.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT