Any Ivelany

TAMBAJOTRA TWITTER NOKIANIN’I BRUNO LE MAIRE MAFY


  • Talata 12 Janoary 2021

Nanakiana mafy ny nanakatonan’ny Tambajotra Twitter ny kaontin’ny Filoha

 

Amerikanina Donald Trump ny Minisitry toekarena Frantsay Bruno Le Maire omaly. Tsy anjaran’io orinasa lehibe amin’ny Internet io ny manao antsojay sy fangejana na “oligarchie digitale” amin’izay hitivany azy, izay loza mandindona ny demokrasia, hoy izy. Nanakiana mafy an’io ihany koa ny Kaomisera Eoropeanina Thierry Breton. “Hiarovana ny fisakanana amin’ny fivoizana fankahalana” no antony, hoy ny Twitter.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT