Any Ivelany

Tabera Randriamanantsoa Miantso ny Bianco hanadihady ny INFA


  • Zoma 22 Desambra 2017

Nivoaka ny alarobia teo ny valim-panadinana ho an’ny fifaninanana hidirana ho mpianatra eo anivon’ny INFA na ny sekoly nasionaly momba ny asam-panjakana.


 Ankizy 35 teo no nitaraina fa tokony ho afaka, hoy ny minisitry ny asam-panjakana sy ny asa ary ny lalàna sosialy tamin’ny tetezamita teo aloha, Tabera Randriamanantsoa saingy nisy volabe nikararana nirotsaka tao ka nahatonga ny anaran’izy ireo voadingana. Mitaky ny fitsirihana ataon’ny Birao mahaleotena misahana ny ady amin’ny kolikoly na Bianco mba hisian’ny mangarahara ity mpanao politika ity. Vita ao anaty roa volana ny mampitaha ny naotin’ireo mpianatra voasoratra sy ny taratasim-panadinan’izy ireo. Ataovy izany ary asehoy ankarihary ho hitan’ny vahoaka fa tsy lojika hoe ankizy miisa 35 no indray hitomany daholo, hoy izy.

J. Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT