Any Ivelany

SUPER LEAGUE” TSIVALANAN’NY UEFA MAFY


  • Talata 20 Aprily 2021

Klioba 12 isan’ireo matanjaka eto ambonin’ny tany (Real de Madrid, Atletico de Madrid,

 

FC Barcelone, Manchester United, Liverpool, Manchester City, Arsenal, Chelsea, Tottenham, AC Milan, Inter de Mila, Juventus) no nanapa-kevitra hanangana ny fifaninanana vaovao “Super League” any Eoropa izay ahitana mpifaninana 20 eo, ka hiala ao anatin’ny UEFA Champions League. Ny Filohan’ny Real de Madrid Florentino Perez no Filohany, ary nilaza ny vonona hamatsy vola 3,2miliara dolara an’io ny Banky Amerikanina JP Morgan. Hahazo 355 tapitrisa dolara isaky ny klioba. Nolavin’ny FIFA an-kolaka, toherin’ny UEFA io, ka izay mpilalao mandray anjara, dia tsy afaka hilalao amin’ny ekipam-pirenena amin’ny “Euro” sy amin’ny fifanintsanana hiakarana amin’ny “Modial 2022” any Qatar.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT