Any Ivelany

Sicile-Italia Hakatona ilay ivontoerana mandray mpifindra monina


  • Alarobia 10 Jolay 2019

Nanapa-kevitra ny minisitry ny atitany Italianina, Matteo Salvini, fa hakatona ilay ivontoerana iray mandray mpitsoa-ponenana sy mpifindra monina tao Sicile noho ny fandaniam-bola be loatra.

 

Io no lehibe indrindra manerana an`i Eoropa. Raha tsiahivina, varavarana iray misokatra ho an`ny vahiny mitsoaka ny taniny ary mihazo an`i Eoropa  ity ivontoerana ao Sicile ity. Teratany afrikanina no tena maro amin`izany ka tsy eken`ny minisitry ny atitany intsony ny fisokafany. Ambentin-dresaka nataony izany satria be loatra ireo mpifindra monina sy mpitsoa-ponena ao Italia araka ny fitakiana ataon`ireo vondrona tsy miankina manohana zon`olombelona kanefa tsy manana asa sy toeram-ponenana ka lasa mirenireny sy mameno tanàna fotsiny.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT