Any Ivelany

SAVOROVORO TANY ETAZONIA TAFIAKATRA 4 NY MATY


  • Zoma 08 Janoary 2021

Tafiakatra 4 ny maty, ary manodidina ny 50 no naratra nandritra ilay sakoroka tao

 

 

amin’ny Kongresy Amerikanina ny alarobia teo. Ilay vehivavy Ashli Babbit ny iray, 35 taona izy, mipetraka any San Diego atsimon’i California, tena mpanohana mahafatra-po an’i Trump izy. Tsiahivina fa nitsoaka mihitsy ireo loholona ary nanjakan’ireo mpomba an’i Donald Trump ny lapa. Nilamina rehefa nanome toromarika ny mpomba azy hody ity Filoha ity hoe fantatro ny alahelonareo, tsy resy isika fa nandresy lavitra, saingy tsy mety ny ra mandriaka sy ny korontana, mila filaminana ny firenena. Sambany teo amin’ny tantaran’i Etazonia sy ny demokrasia Amerikanina ny zava-niseho ny alarobia teo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT