Any Ivelany

SARY ITATRY NY MPAMINANY MAHOMET


  • Zoma 26 Martsa 2021

MPAMPIANATRA IRAY ANY ANGLETERRE NAATO AMIN’NY ASANY Mpampianatra iray

 

 tao amin’ny sekoly Batley Grammar School any West Yorshire faritra Avaratr’I Agleterre no naato tamin’ny asany nanomboka omaly 25 martsa noho ny fampisehoana sary hitatra maneho ny mpaminany Mahomet tao an-tsekoly. Raisin’ny mpino silamo ho fanimbazimbana ny fihetsika toy izany, ary antony miteraka herisetra, toy ny raharaha fanafihana ny Gazety Charlie Hebdo nahafatesana olona 12 tany Frantsa ny 7 janoary 2015, ny famonoana ilay mpampianatra Samuel Patty tany Frantsa ny oktobra 2020 noho ny resaka sary hitatr’I Mahomet naseho tao am-pianarana,…

 

 Toky R 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT