Any Ivelany

Rwanda Aterina isan-tokatrano ny vatsy tsinjo


  • Alatsinainy 30 Martsa 2020

Mbola manaporofo hatrany ny maha mpitarika (leader) azy ny filoham-pirenena any Rwanda, Paul Kagame.

 

 

Nanome baiko izy, fa aterina isan-tokatrano ny ary tsy misy vola aloa na kely aza ny vatsy tsinjo natokana ho an` ny vahoaka any aminy. Toy izay ihany koa ny herinaratra sy ny rano fisotro madio. Iroe minisitra no hiandraikitra mivantana izany ary hanara-maso manokana ny fanatanterahana azy ny filoha Kagame mba dia hialàna amin` ny kitranoantrano sy ny kinamanamana. Vaky vava tamin` ny fahaiza-manaony ny afrikanina. Ilaina no nampivady ny « leadership » amin`ny fahitsiana sy ny fitantanana ny firenena.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT