Any Ivelany

RUSSIE-RAHARAHA NAVALNY MANANGAM-BOVONA NY MPITONDRA


  • Alakamisy 18 Febroary 2021

Nangataka ny fanafahana haingana an’ilay mpanohitra Alema Alexeï Navalny ny

 

Fitsarana Eoropeanina momba ny zon’olombelona (CEDH) omaly alarobia. Fandavana avy hatrany no setriny ary nambaran’ny Rosianina, fa misy fitsabatsahana amin’ny raharahan-tokantranony. Tsiahivina fa ny 17 janoary no nosamborina, rehefa avy notsaboina noho ny fahapoizinana nahazo azy i Navalny. Nandeha ny fihetsiketsehana, ka mpanohana azy manodidina ny 4000 no nosamborina. ‘ 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT