Any Ivelany

RUDY GOBERT


  • Talata 22 Desambra 2020

MPANAO FANATANJAHANTENA FRANTSAY LAFO INDRINDRA Nanohy

 

 

ny fifanarahany ao amin’ny Klioban’ny Utah Jazz ilay mpilalao Frantsay Rudy Gobert, izay sokajiana ho ngeza “Golden boy” vaovao eo amin’ny fanatanjahantena Frantsay satria nahatratra 205 tapitrisa dolara ny vidiny. Izy no mpanao fanatanjahantena Frantsay lafo sy tsara karama indrindra. 28 taona i Rudy Gobert amin’izao, ary mirefy 2,16 m ity mpilalao ao anatin’ny NBA. Mikendry ny hibata amboara miaraka amin’i Donovan Mitchell, izay tena namany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT