Any Ivelany

ROYAUME-UNIE UNI IHOARANA NY 100 000 MATIN’NY COVID-19


  • Alarobia 27 Janoary 2021

I Royaume-Uni no firenena voalohany any Eoropa tafiakatra 100 000 mahery ny

 

olona matin’ny valanaretina covid-19 nanomboka omaly. Niisa 1631 be izao ireo namoy ny ainy tao anatin’ny 24ora farany, nampiakatra ho 100 162 ny olona lavo hatramin’izay. Tsy mitsaha-mitombo ny maty, ka ny 20 janoary teo no ambony indrindra tao anatin’ny 28 andro satria nahatratra 1820 no indray ripaka. 20 089 kosa ny tranga vaovao omaly. Miezaka mafy amin’ny vaksiny ny Britanika.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT