Any Ivelany

ROYAUME-UNI MONTSANA NY “RECORD”, 1564 NO MATY OMALY


  • Alakamisy 14 Janoary 2021

Nidangana tanteraka ny trangana covid-19 tany Royaume-Uni tao anatin’ny herinandro,

 ka isan’ny antony ny fisian’ilay endriny vaovao haingam-pifindra be, izay manodidina ny 70% amin’ny tranga. Tafiakatra 1564 ny isan’ny maty tao anatin’ny 24ora araka ny tatitra omaly, nampiakatra ny isan’ny maty hatrizay ho 84 767. Io no isa ambony indrindra na « record » any Eoropa amin’izao fotoana izao tao anatin’ny 28 andro. Nahatratra 47 525 kosa ny tranga vaovao omaly.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT