Any Ivelany

Rosia “Sous-marin” iray nirehitra


  • Alakamisy 04 Jolay 2019

Miisa 14 ireo namoy ny ainy vokatry ny loza nahazo ny “sous-marin” Rosianina iray tany afovoan’ny ranomasina atlantika.

 

 

 Nirehitra ity “sous-marin” ity ka sempotry ny etona no nahafaty  ireo olona ireo. “Fahavoazana goavana ho an`i Rosia ny namoizana ireto olona ireto”, hoy i Vladimir Poutine, filoham-pirenena. Niray hina nisava ny aty ranomasina ny “sous-marin” any an-toerana. Tamin`ny taona 2000 no nisy loza toy izao farany tany namoizana ain`olona 118, vao nandraisany ny fitantanana ny firenena. Fahatsiarovana ratsy ho azy io.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT