Any Ivelany

ROSIA NOSAZIAN’NY TRIBONALIN’NY FANATANJAHANTENA


  • Zoma 18 Desambra 2020

Nanapa-kevitra ny TAS (Tribunal Arbitral du Sport) any Lausanne izay rafi-

 

 

pitsarana ambony indrindra amin’ny amin’ny fanatanjahantena maneran-tany, fa voasazy tsy handray anjara amin’ny fifaninana lehibe maneran-tany mandritra ny roa taona ny atleta Rosianina noho ny resaka fihinana fanafody mampatanjaka. Tsy afaka hiatrika ny lalao olympika amin’ny andro mafana any Tokyo ny 2021 sy ny lalao olympika amin’ny andro ririnina any Pékin ny 2022. Tokony ho efatra taona fa nahena 2 taona ny sazy.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT