Any Ivelany

ROSIA LASIBATRA INDRINDRA ANY EOROPA


  • Alatsinainy 07 Desambra 2020

Raha i Frantsa no niakatra ho voalohany be voan’ny covid-19 tany Eoropa, ary

 

 

faha-4 maneran-tany, dia efa i Rosia indray izao no mihombo ny fahavoazana. Manodidina ny 500 isan’andro ny maty, ka zoma ohatra dia 569, 508 ho an’ny sabotsy, ary 457 kosa ho an’ny omaly, izany hoe somary nihena. Efa 43 141 ny maty hatrizay. 2,46 tapitrisa mahery ny voa hatrizay tany Rosiae, ary 2,28 tapitrisa mahery kosa ny tany Frantsa. Na izany aza ny 479 891 no mbola tsaboina any Russie ary efa 1,9 tapitrisa mahery ny sitrana. Namaramparana ny kenonkenona amin’ny vaksiny faobe i Rosia tamin’iny faran’ny herinandro iny, ary milaza hanomboka izany amin’ity herinandro ity.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT