Any Ivelany

Roland Garros Nisy lalao namboarina


  • Alarobia 07 Oktobra 2020

Nisokatra ny fanadihadiana mombana kolikoky avo lenta eo amin`ny sehatry ny fanatanjahan-tena (corruption sportive active et passive), araka ny nambaran` ireo haino aman-jery vahiny mahakasika ny fifaninana Roland Garros,

 

 

 taranja tenisy lalao ho olon-droa sokajy vehivavy tamin` ny 30 septambra teo, izay nifanandrinanan’i Andreea Mitu sy Patricia Maria Tig avy any Romania, sy ilay teratany roasianina, Yana Sizikova, sy Amerikanina, Madison Brengle. Nandritra ny andro voalohany, no nitrangan` ny ahiahy. Voarohirohy amin`izany ilay Romana Patricia Marie Tig ka nanokatra fanadihadiana ny sampandraharaha misahahana  ny fanaraha-mason` ny lalao sy ny loka iraisam-pirenena (SCCJ).

Toky R sy Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT