Any Ivelany

Rivo-doza Freddy Arahi-maso fatratra ny fivoarany


  • Alakamisy 16 Febroary 2023

Arahi-maso fatratra ny fivoaran’ilay rivo-doza Freddy miaraka amin’ilay rivo-doza Dingani atsy amin’ny ilany atsinanan’ny ranomasimbe Indiana.

Na dia mbola tsy hisy fiantrakany amin’ny toetr’andro eto Madagasikara aza mantsy izany amin’ity herinandro ity dia ahiana hivadika sy hahery vaika tampoka amin’ny faran’ny herinandro indrindra fa ilay rivo-doza Freddy. Efa mahatratra hatrany amin'ny 250 km isan'ora moa ny tafiotra entiny amin’izao fotoana izao ka ireo mponina ao amin’ny Nosy rahavavy La Réunion no tena atahorana. Mikasika ny maripana manokana moa dia manodidina ny 12 - 26°C ny maripana ny maraina raha eo anelanelan’ny 23 - 36°C kosa izany ny folakandro.
Pati
Legende : Mbola tsy hahakasika antsika aloha ilay rivodoza Freddy
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT