Any Ivelany

RIO DE JANEIRO NOSAMBORINA NY BEN’NY TANANA


  • Alarobia 23 Desambra 2020

Sivy andro tsy hifaranan’ny fotoam-piasany, nosamborina omaly Marcelo Crivella

 

ben’ny tanànan’i Rio de Janeiro noho ny resaka kolikoly avo lenta tamin’ny fitantanana ity tanàn-dehibe ity. Nilaza izy omaly, fa ny fitantanany no tena niady tamin’ny kolikoly tao Rio omaly nandritra ny fisamborana azy. Taorian’ny governoran’i Rio izay naongana ny volana aogositra noho ny resaka kolikoly, dia ity ben’ny tanàna ity indray no nanaraka. Tsy lany tamin’ny fifidianana moa izy, ary ny fonja no mety hiandry azy. Isan’ny nosamborina ihany koa ny mpandraharaha Rafael Alves, izay ahiana ho isan’ny atidoha.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT