Any Ivelany

REAL DE MADRID MIVERINA AN-KIANJA I RAMOS SY HAZARD


  • Alakamisy 11 Martsa 2021

Niverina nanao fanazaran-tena i Sergio Ramos sy Eden Hazard omaly taorian’ny faharatrana,

 

 

 ary vonona amin’ny lalao hiatrehana ny lalao miverin’ny ligue des champions amin’ny 17 martsa izao hifanandrinana amin’ny Atalanta Bergame. Efa nandresy 1-0 ny Real de Madrid tamin’ny lalao mandroso. Nodidiana teo amin’ny lohaliny i Ramos ny 06 febroary, ary voa teo amin’ny “lesion musculaire” kosa i Hazard telo andro nialoha an’izay.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT