Any Ivelany

RAIN’I PRAIMINISITRA BRITANIKA MANGATAKA ZOM-PIRENENA FRANTSAY


  • Alatsinainy 04 Janoary 2021

Nangataka zom-pirenena Frantsay i Stanley Johnson, rain’ny Praiminisitra Britanika Boris Johnson.

 

 Tanjony amin’izany ny mba haha teratany Eoropeanina azy hatrany noho ny ho fahatanterahan’ny Brexit na ny fialan’i Royaume-Uni ao anatin’io Vondrona io. Frantsay aho, ny reniko dia teraka tany Frantsa, ary ny reniny dia Frantsay, hoy i Stanley Johnson. Efa mpikamban’ny Parlemanta sy ny Kaomisionina Eoropeanina i Stanley Jonhson, ary nanohitra ny Brexit tamin’ny taona 2016. Ny zanany anefa no manatanteraka ny Brexit.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT