Any Ivelany

RAHARAHA WIKILEAKS METY HIGADRA 175 TAONA I JULIAN ASSANGE


  • Alatsinainy 04 Janoary 2021

Mety higadra 175 taona an-tranomaizina ilay Aostralianina Julian Assange,

mpanorina ny tranonkala Wikileaks. Raharaha famoahana antontan-taratasy sy vaovao tsiambaratelo mikasika ny tafika Amerikanina tamina voalaza fa vono olona tamina ady no nanenjehana azy, ary ny aprily 2019 izy no nosamborina sy notanana amina fonja tsara aro any Londres. Nangataka ny hamindrana azy any Etazonia ny Amerikanina, ary anio 04 janoary no hanapa-kevitra na handà na hanaiky izany ny Britanika. Miaro azy fatratra ny sehatra mpiaro ny zon’olombelona, ary maneho fa faneriterena ny fahalalahana haneho hevitra sy fahazoam-baovao ny fanenjehana azy.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT