Any Ivelany

Raharaha Rohingyas ao Birmania Hanokatra fanadihadiana manokana ny CPI


  • Zoma 28 Jona 2019

Nanapa-kevitra ny fampanoavana eo anivon`ny Fitsarana iraisam-pirenena fa hanokatra fanadihadiana manokana manoloana ny famindran-toerana (deportation) natao tamin`ireo Rohingyas miisa 740 000 tao Birmanie.

 

 

 Ny Rohingyas dia ireo silamo vitsy an`isa, izay nafindra tany Bangladesh. Fanadihadiana miisa roa no hisokatra ka ny iray dia mahakasika ireo herisetra nitranga tany Rakhine, ary ny hafa dia ho an`ireo tranga hafa mifandraika amin`io raharaha io. Tsiahivina fa tamin`ny taona 2017, Rohingyas miisa 6 700 no maty tao Rakhine tao anatin`ny iray volana. Ny Firenena mikambana dia nanameloka izany ho “genocide” na famonoana olona faobe.  

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT