Any Ivelany

RAHARAHA “MUSULMANS OUÏGHOURS” NIFANARAKA I CHINE SY TURQUIE


  • Talata 29 Desambra 2020

Nanambara ny fahavitana fifanarahana amin’ny Firenena Tiorka amin’ny handefasana ireo

 

 “Musulmans OuÏghours” any Turquie ny Fanjakana Sinoa, ary ny sabotsy teo no voalaza fa nahavitan’io. Sokajian’ny any Pékin sy ahiany ho mpampihorohoro mantsy sy mpitsoa-ponenana avy any Turquie mantsy ity vondron’olona vitsy an’isa ity. Mbola miankina amin’ny fankatoavin’ny loholona anefa, izay mampanahy io vondrona io misy 500 000 any Turquie.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT