Any Ivelany

RAHARAHA DONALD TRUMP MITSOAKA AN-DAHARANA NY MPISOLOVAVA SASANY


  • Alatsinainy 01 Febroary 2021

Nitsoaka an-daharana ny mpisolovava sy mpiaro an’i Donald Trump Filoha

 

 

Amerikanina teo aloha eo anatrehan’ilay raharaha fanonganana. Noho ny raharaha niseho nidiran’ny mpanohana azy tao amin’ny Capitole ny 06 janoary no antony. 5 hatreto ireo mpisolovava niala an-daharana. Manamafy ny fiarovana azy kosa ny loholona Repoblikana, ary maneho fa hanao izay ho afany ilay mpiaro manokana sady mpanolontsaina azy Jason Miller. Ny 9 febroary izao no hanomboka ny tena raharaha.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT