Any Ivelany

RAHARAHA ALEXEÏ NAVALNY NALEFA MANAO “COLONIE PÉNITENTIAIRE”


  • Alatsinainy 01 Martsa 2021

Nesorina tao amin’ny Fonjan’I Moscou ka nafindra toerana 200 km miala ao, manao “colonie pénitentiaire”

 na karazana asa ho an’ireo voafonja ilay Lehiben’ny mpanohitra Rosianina Alexeï Navalny. Nohelohina 2 taona sy tapany sazy mihantona izy, izay tsiahivina fa nosamborina vao nigadona tao Moscou ny 17 janoary teo, rehefa avy notsaboina tany Allemagne. Mpanao fihetsiketsehana nitaky ny famotsorana azy 5000 isa any ho any no nosamborina tany Russie, ary tsy miraharaha izay sazy sy tsikera iraisam-pirenena ny

Fanjakan’I Vladimir Poutine.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT