Any Ivelany

QATAR NIRAVONA NY DISADISA AMINA FIRENENA 4


  • Alarobia 06 Janoary 2021

Vita sonia omaly ny fifanarahana ara-diplaomatika eo amin’i Qatar sy ny firenena 4 any amin’ny Golfe tarihin’i Arabie Saoudite,

 ampian’i Emirats Arabes Unis, Barheïn, ary Egypte. Nanohitra sy nanapaka ny fifandraisana tamin’I Qatar ireo firenena ireo nanomboka ny taona 2017 tany ho any noho ity firenena ity nosokajiana ho mpamatsy sy mpiray tendro amin’ny Vondrona Islamika mpampihorohoro. Tany Arabie Saoudite nandritra no nanaovana ny sonia, izay sokajiana ho fivoahan’i Golfe ao anatin’ny krizy. Hisokatra amin’i Qatar ny habakabaka sy ny sisin-tany Saodianina.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT