Any Ivelany

PRIX VACLAV HAVEL 2020 AZON’I LOUJAIN AL-HATHLOUL


  • Talata 20 Aprily 2021


 

Azon’I Loujain al-Hathloul teratany Saodianina ny amboara “ Prix Vaclav Havel 2020”, izay atolotry ny filankevitra Eoropeanina ho an’ny olona hita fa miady amin’ny fampanajana ny zon’olombelona. Nahazo vola 60 000 euros noho izany ity vehivavy mpitolona efa hatramin’ny 2014 ity. Vao 25 taona izy tamin’izany, ary efa nogadraina noho ny familiana fiarakodia, izay voarara ho an’ny vehivavy teo aloha. Nahangona sonia 14 000 mangataka ny fanalalahana izany izy, ka neken’ny Prince Mohammed Ben Salamane ny fahafa-mamily ho an’ny vehivavy ny 2018. Nivoaka ny fonja vao roa volana izy rehefa nenjehina tamin’ny lalàna momba ny ady amin’ny fampihorohoroana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT