Any Ivelany

PORTUGAL NANAPAKA NY SIDINA IFANDRAISANA AMIN’I BRESIL


  • Alakamisy 28 Janoary 2021

Sasatry ny mandevina ny any Brésil, ary voalaza fa mila tsy ho araka intsony.

Mitombo be ny maty sy ny tranga, ka ho an’ny talata teo, dia nahatratra 1206 ny maty, ary 63 626 ny voa. Nanapa-kevitra ny hanapaka tanteraka ny sidina an’habakabaka ifandraisany amin’i Brésil ny Governemanta Portiogey omaly alarobia noho io firongatry ny tranga io, izay efa nahitana ilay endrika fisehoany vaovao tena haingam-pifindra.’     

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT