Any Ivelany

PORTUGAL MIVERINA MIHIBOKA MANOMBOKA ANIO


  • Zoma 15 Janoary 2021

Miverina mihiboka tanteraka manomboka anio 15 janoary ny firenena Portugais

 

 

manontolo hisorohana sy hamerana ny fipariahan’ny covid-19, araka ny fanambarana nataon’ny Paraiminisitra Antonio Costa. Nambarany fa tratra ny “record” vaovao amin’ny isan’ny maty 156 iray andro, ary 10 556 ny tranga ny alarobia teo. 148 sy 10 698 kosa omaly. Hisokatra ihany anefa ny sekoly, ny fitsarana, ary ny fiangonana. Mila mijanona any an-trano ny tsirairay, afaka mandeha mifidy kosa ny mpifidy amin’ny 24 janoary hanaovana ny fifidianana filoha.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT