Any Ivelany

POCHETTINO MPANAZATRA NY PSG


  • Zoma 29 Janoary 2021

“MAHITA AHO FA HIJANONA AN-TAONANY MARO I MBAPPE” Naneho

 

 

ilay mpanazatra vaovaon’ny PSG Mauricio Pochettino, fa raha ny fijeriny, dia mbola haharitra an-taonany maro ao amin’ity Klioba ity i Kylian Mbappé. Mbola ao anatin’ny fandinihana tanteraka i Mbappé, izay ho tapitra ny jona 2022 ny fifanarahany. “tena marina fa manan-tsafidy izy, fa mahita izahay hoe tena sambatra sy tafiditra tsara ao anatin’ny fanamby apetraky ny klioba izy, ary iriana ny hijanonany”, hoy i Pochettino.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT