Any Ivelany

PAULO DYBALA METY HO LASAN’NY PSG


  • Alarobia 30 Desambra 2020

Mikendry ny hividy na haka an’i Paulo Dybala, isan’ireo mpilalao N°10 andrin’ny

 

Juventus de Turin i Mauricio Pochettino mpanazatra vaovaon’ny Paris Saint-Gérmain. Nilaza rahateo ny gazety Tuttosport, fa mangataka fividianana mpilalao amin’ny Tale ara-panatanjahantenan’ny PSG Leonardo ity mpazanatra vaovao ity, ka isany i Dybala izay efa niriany halaina fony izy nitantana ny Tottenham, i Harry Kane ao amin’io ekipa efa notantaniny io,…. Mety hifandray amin’izay ny tadin-dokanga amin’ny maha samy Argentin an’i Pochettino sy Dybala. Maniry mafy ny hitazona an’i Dybala anefa ny Juve, ary mampanantena karama ambony kokoa ny Filohan’ny Juventus Andrea Agnelli.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT