Any Ivelany

Parlemantera eoropeanina Seza 751 no hiadiana


  • Zoma 24 Mey 2019

Hiatrika ny fifidianana izay ho solombavambahoakany ny eo anivon` ny Vondrona Eoropeanina nanomboka omaly ka hatramin` ny alahady izao.

 

Samy hanana ny fomba hanatanterahina izany ireo firenena 28 mandrafitra ny Vondrona. Nanomboka ny latsa-bato omaly ny tany Pays-Bas sy Royaume-Unie. Ny alahady izao kosa no hanatanterahin`ny ankamaroan`ny firenen-kafa toa ny Lafrantsa… Toerana miisa 751 eo anivon` ny parlemanta eoropeanina no hiadian` ny kandidà amin` izany. 

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT