Any Ivelany

Paris Saint-Gérmain Voan’ny Covid-19 i Neymar, Di Maria, Paredes


  • Alakamisy 03 Septambra 2020

Mitondra ny valanaretina Covid-19 i Neymar kintan’ny baolina kitra Brezilianina milalao ao amin’ny Paris Saint-Germain na ny PSG. Nandeha nitsangatsangana tany Ibiza,

 

 

 

 ilay Nosy kely malaza any Espagne ny ankamaroan’ireo mpilalaon’ny PSG ka voa toa an’i Neymar ihany koa i Paredes, Di Maria,... Tezitra mafy ny filohan'ny PSG, Nasser Al-Khelaïfi, raha nandre fa nivoaka nandeha niraozy tany Ibiza avokoa ireo mpilalao ao amin'ny ekipany toy ry Navas, Neymar, Herrera, Verratti, Paredes, Di Maria, Icardi,... Ompa sisa tsy nataon’ny Tale ara-panatanjahantena na ny Directeur Sportif Leonardo tamin'ny mpanazatra Thomas Tuchel vokatry ny namelany ireo mpilalao niala sasatra ankatoky ny fanombohan'ny fifaninanan’ny Ligue 1 any Frantsa izao. Mba niala hamohamo taorian’ny faharesena tamin’ny famaranan’ny Ligue des Champions ny 23 aogositra ry zalahy.

 Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT