Any Ivelany

OUGANDA-MASOIVOHO AMERIKANINA NORARANA TSY HITSIDIKA NY KANDIDA BOBI WINE


  • Alakamisy 21 Janoary 2021

Mihamarefo ny fifandraisana ara-diplomatika eo amin’I Ouganda sy I Etazonia. Nikasa ny

 

 

hitsidika ny kandida Bobi Wine, ataon’ny miaramila andrimaso ao an-tranony efa 5 andro izao taorian’ny fifidianana filoha ny 14 janoary ny Ambasadaoro Amerikanina Natalie Brown omaly, saingy voasava sy nasain’ny miaramila niverina. Nilaza ny Mpitondra tenin’ny governemanta Ofwono Opondo, fa toetra ratsy no nataon’ity diplaomaty ity, ary tsy I Etazonia no hanome lesona azy ireo amin’ny demokrasia. Tsy manaiky ny fandresen’i Museveni filoha 34 taona nitondrana moa I Bobi Wine, ary manahy ny ainy io Ambasadaoro Amerikanina io.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT