Any Ivelany

ORINASA TOTAL MANENTANA MPIASA HIALA AN-TSITRAPO


  • Talata 24 Novambra 2020

Mieritreritra ny hikarakara fandrisihana ny mpiasa hiala an-tsitrapo ny orinasa Total,

 

 izay hitarika fanafoanana asa na toerana 700 isa eo, araka ny fanambaran’i Thierry Defresnes, delegué syndical central eo anivon’ny CGT Total. Mbola tandindon’ny voka-dratsy nateraky ny krizy ny fandefasana olona hiala an-tsitrapo na dia isan’ireo orinasa Frantsay matanjaka sy mielim-patrana maneran-tany aza ny Total. Marihina fa tsy ny rantsan’ny Total eto amintsika io, sao hisy ny hikorapaka !

 Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT