Any Ivelany

Orinasa Sinoa Huawei Nohalefahan’ny Amerikanina ny ankivy natao taminy


  • Alarobia 22 Mey 2019

Nohalefahan’ny Amerikanina ny ankivy nampihariny tamin’ilay orinasam-pifandraisan-davitra Sinoa Huawei, herinandro taorian’ny fanambarana nataon’i Donald Trump.

 

 

 

 Mbola afaka mampiasa ny tambajotra fampiasany ihany aloha hatramin’ny 19 aogositra 2019 ny Huawei ary afaka manome “mise à jour” an’ireo “logiciel” sy “application” fampiasan’ny mpanjifa Amerikanina amin’io marika io. Efa mandeha ihany koa ny fifampiresahana amin’i Huawei sy ny Google mba hikarohana vahaolana amin’ny zavatra mampifanolana ny roa tonta satria nisy akony ratsy avy hatrany teo amin’ny tsenam-bola tao Wall Street ny fanapahan’ny Google ny fiaraha-miasany tamin’ity orinasa goavana Sinoa ity.

RTT

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT