Any Ivelany

ONU NIALA I NIKOLAÏ MLADENOV


  • Alakamisy 24 Desambra 2020

Toe-javatra tsy nampozina no nitranga teo teo anivon’ny ONU na ny Firenena

 

 

Mikambana rafitra iraisam-pirenena goavana. Nandà ny fanendrena azy ho Lehiben’ny iraky ny ONU mantsy ilay teratany Bulgare Nikolaï Mladenov, raha toa ka efa maro ny diplaomaty niarahaba azy amin’ny andraikiny vaovao. Nametra-pialana amin’ny andraikitra tanany eo anivon’ny ONU ihany koa ny 21 desambra lasa teo, raha vaovao nivoaka omaly. Olobe teo anivon’ny ONU ny tenany, izay efa mpandrindra manokana ny dingana fandaminana an’i Moyen-Orient. Nialohan’izany dia efa Minisitry ny fiarovana sy minisitry ny raharaham-bahiny Bulgare ny tenany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT