Any Ivelany

OMS EOROPA TSY FALY AMIN’NY FITARAZOAN’NY VAKSINY


  • Zoma 02 Aprily 2021

Nampiaka-peo ny OMS Rantsana Eoropa omaly alakamisy eo anatrehan’ny fiadan’ny fanaovana vakisny any amin’izy ireo.

Nosokajiana ho fitavozavozana tsy azo ekena izany, ary antony mbola mampiakatra hatrany ny tranga tao anatin’ny 5 herinandro. Manao antso avo ny hampitomboana hatrany ny famokarana vaksiny ny OMS, ary manamafy ny hampihenana ny dingana sy mety fahasarotana amin’ny fitantanana izany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Hitsahatra ny adin’i Etazonia-Iran
  • Zoma 19 Jona 2026

Misento tokana izao tontolo izao saingy…

  • Raim-pianakaviana
  • Alakamisy 18 Jona 2026

tsy nanefa volan-jaza

  • Toe-draharaha iraisam-pirenena
  • Alakamisy 21 Mey 2026

Manamafy ny fifandraisany

  • MOYEN ORIENT
  • Talata 21 Aprily 2026

Mikatso ny diplaomasia, ambivitra

Hijery ny tohiny
FTT