Any Ivelany

NOSAMBORINA I ALEXEÏ NAVALNY


  • Alatsinainy 18 Janoary 2021

Nigadona omaly alahady tao amin’ny seranam-piaramanidin’i Cheremetievo Moscou i Alexeï Navalny,

 

 

ilay mpanohitra an’i Vladimir Poutine, tsy nandingan-davitra fa avy hatrany dia nosamborin’ny polisy. Mpomba azy 37 ihany koa no voasambotra. Manahy ny fisian’ny baiko hamonoana azy, avy amin’ny Filoha Vladimir Poutine ny mpanohana an’i Navalny. Notsaboina tany Allemagne izy noho ny fahapoizinana nahazo azy tsy nahatsiarovany tena fotoana naharitra ny volana aogositra.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT