Any Ivelany

NITAINGINA NY “APOLLO 11” NODIMANDRY OMALY I MICHAEL COLLINS


  • Alakamisy 29 Aprily 2021

Nodimandry omaly teo amin’ny faha-90 taonany vokatry ny homamiadana nahazo azy ilay Astronaute Amerikanina Michael Collins.

 Isan’ireo ekipa tao anatin’ny « Apollo 11 » nanao iraka voalohany teny amin’ny volana i Michael Collins. Mpanamory izy tamin’izany, ka nijanona teny amin’ny « orbite lunaire », raha toa ka ireo « astronautes » roa niaraka taminy dia i Neil Amstrong sy Buzz Aldrin no olombelona voalohany nanitsaka ny volana ny 16-21 jolay 1969. Iraky ny Sampam-pikarohana Naza izy ireo tamin’izany, ary I John F. Kennedy no filoha tamin’izany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT