Any Ivelany

NIGERIA OLONA 110 NOVONOIN’NY DJIHADISTES…


  • Alatsinainy 30 Novambra 2020

Olona 110 no indray namoy ny ainy vokatry ny fanafihana mitam-piadiana tany

 

Nigeria ny sabotsy 28 novambra lasa teo. Tany amin’ny tanànan’i Koshobe any Avaratra-Andrefan’ity firenena ity no nisehoan’io, ary tantsaha mpamboly ireo lasibatra. Ny vondrona mpampihorohoro Djihadistes no voalaza fa tompon’antoka tamin’ity vono olona faobe ity. Nanomboka ny taona 2009 no tena nahazo vahana tany Nigeria ny Djihadistes ary isan’ny famonoan’olona faobe goavana niseho ity. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT