Any Ivelany

NIGER OLONA 100 NOVONOIN’NY JIHADISTES


  • Alatsinainy 04 Janoary 2021

Notafihin’ny Jihadistes ny tanànan’i Tchombangou sy Zaroumdareye any amin’ny

 

 

Kaominina Mangueize tsy lavitra amin’ny sisin-tany manasaka an’i Niger amin’ny Mali ny sabotsy lasa teo. 100 farafahakeliny ireo namoy ny ainy, raha ny tatitra omaly. Nanao fiarovana tamin’ny alalan’ny kapa famaky ny tanora tao an-tanàna, ary nahomby, saingy tonga ny andiany tamin’ny fahavalo nandeha moto, ka teo no tsy nahatohitra ny tafihina, ary nisian’ireo maty an-jatony sy naharatrana maro.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT