Any Ivelany

NIGER-FANAFIHAN’NY BOKO HARAM OLONA 27 MATY, TRANO MANODIDINA NY 1000 MAY


  • Alatsinainy 14 Desambra 2020

Olona 27 no namoy ny ainy vokatry ny fanafihana nataon’ny vondrona

 

mpampihorohoro mitam-piadiana Djihadiste Boko Haram tany Niger ny alin’ny sabotsy hifoha omaly alahady, tany Atsimo Antsinanana, manakaiky ny sisin-tany iraisana amin’i Nigéria. Ny sasany matin’ny tifitra, ary ny sasany may kila satria trano manodidina ny 800 hatramin’ny 1000 no may nodoran’ireo mpanafika. Vao herinandro izay no nisy mpamboly 76 novonoin’ny Boko Haram tany Nigéria, ary izao tany Niger indray.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT